# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ny mpanoratra dia manohy manazava fa Jesosy dia ambony noho ireo anjely. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity teny nindramina ity dia avy ao amin'ny boky hafan'ny salamo. # Tany am-piandohana "mialohan'ny nisian'ny zavatra rehetra" # Ianao no namorona ny fototry ny tany Ny mpanoratra dia miresaka ny famoronan' Andriamanitra ny tany toy ny hoe nanamboatra trano eo amin'ny fototra Izy. DH: "Ianao no namorona ny tany" # Ireo lanitra dia asan'ny tananao Eto ny teny hoe "tananao" dia maneho ny herin'Andriamanitra sy ny zavatra ataony. DH: "Inana no nanao ireo lanitra" # Ho levona izy ireo "Ireo lanitra sy tany dia hanjavona" na "Ireo lanitra sy tany dia tsy hisy intsony" # Ho rovitra tahaka ny tapa-damba Ny mpanoratra dia miresaka ireo lanitra sy tany toy ny hoe tapa-damba izay tonga antitra izy ireo ary farany lasa tonga tsy misy ilàna azy. # Hamoritra azy ireo tahaka ny fitafiana Ny mpanoratra dia miresaka ireo lanitra sy tany toy ny hoe akanjo lava na karazan'akanjo ivelany hafa. # hovaina tahaka ny poti-damba izy ireo Ny mpanoratra dia miresaka ireo lanitra sy tany toy hoe akanjo izay afaka hasolo amin'ny akanjo hafa ireo. # hovaina ... izy ireo Afaka adika hoe. DH: "Ianao dia hanova azy ireny" # ny taonanao dia tsy hanam-pahataperana Ny fotoana eto dia nampiasaina mba hanehoana fa mandrakizay ny fisian'Andriamanitra. DH: "ny fiainanao dia tsy hifarana mandrakizay"