# tonga ... ny tenin'i Yaveh "Nanambara ny teniny Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1. # Hagay ... Zerobabela Anaran-dehilahy ireo. # tamin'ny andro fahefatra amby roapolon'ny volana DH: "tamin'ny adro fahefatra amby roapolon'ny volana fahasivy" # Hanozongozona ny lanitra sy ny tany Aho Hahatonga fikorontanana eo amin'ny tontolon'izy ireo Yaveh. # ny lanitra sy ny tany DH: "izao tontolo izao" # Satria horavako ny seza fiandrianan'ireo fanjakana Hirodana amin'ny fikorontanana fara-tampony ireo governemanta. # ny seza fiandrianan'ireo fanjakana DH: "governemanta hanjakan'ny mpanjaka" # ny sabatry ny rahalahiny DH: "ny sabatra eo amin'ny miaramila namana"