# Ireo no foko roa ambin'ny folon'i Israely "Ireo" dia ilazana ireo zanaka lahin'i Jakoba izay voatonina ao amin'ny 49:1-27. Ny zanaka lahy tsirairay dia ho tonga mpitarika ny fokony avy. # tamin'ny fitsofan-drano Eto ny "mitsodrano" dia ilazana ny fanononana fitahiana. # Ny tsirairay avy dia notsofina rano tamin'ny fitsofan-drano mifanaraka avy "Nanome tsodrano sahaza ny zanany lahy tsirairay avy izy" # nandidy azy ireo izy "nibaiko azy ireo" # Efa andeha any amin'ny vahoakako aho Fomba mihaja ilazana ny fahafatesan'ny olona izany. DH: "Efa ho faty aho" # andeha any amin'ny vahoakako Milaza ny hafatesan'ny vatany i Jakoba. Manantena ny hahita an'i Abrahama sy Isaka izy ao aorian'ny fahafatesan'ny vatany. # Efrona Hetita Anaran-dehilahy izany. Ny "Hetita" dia midika hoe "taranak'i Heta". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:7. # Makpela Makpela dia anarana faritra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:7. # Mamre Anarana hafa iantsoana ny tanĂ nan'i Hebrona izany. Anaran'ilay lehilahy izay tompon'ireo hazo terebinta izany, izay naman'i Abrahama nipetraka tao. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 13:16.