# Niposaka ny maraina "Niposaka ny taratra hazavan'ny maraina" # nalefa ireo lehilahy ireo, izy ireo sy ny borikiny Afaka atao izany hoe: DH: "nalefan'izy ireo ireo lehilahy, niaraka tamin'ireo borikin'izy ireo" # Nahoana ianareo no mamaly ratsy ny soa? Nampiasaina izany fanontaniana izany hibedesana ireo rahalahiny. DH: "Nahoana ianareo no nanao zava-dratsy taminay, tao aorian'ny nanaovanay soa anareo!" # Moa ve tsy ilay kapoaka isotroan'ny tompoko ity, sy ilay kapoaka izay hampiasainy amin'ny faminaniany? Nampiasaina izany fanontaniana izany hibedesana ireo rahalahy. DH: "Efa fantatrareo fa ity kapoaka ity no fisotroan'ny tompoko sy hampiasainy amin'ny faminaniany harena!" # Nanao ratsy ianareo, izany zavatra izay nataonareo izany Naverina indroa ny "nanao sy ny nataonareo" entina hanindrina. DH: "Tena ratsy tokoa izay nataonareo"