# Ary Nampiasaina izany andian-teny izany eto hanamarihana ny tranga manan-danja ao amin'ny tantara. Raha manana fomba filaza an'izany ny fiteninao, dia mihevara hampiasa izany eto. # indro "amin'ny fahatairan'izy ireo." Ny teny hoe "indro" eto dia maneho fa talanjona noho izay hitany ireo rahalahy. # Efa nanaisotra ireo zanako tamiko ianareo "Efa nanala ireo zanako tamiko ianareo" na "nanao izay namoizako ireo zanako roa ianareo" # Manohitra ahy avokoa ireo zavatra rehetra ireo "mandratra ahy avokoa ireo zavatra rehetra ireo"