# ireo lehiben'ireo foko "ireo mpitarika ireo foko" # araka ireo foko sy ny faritr'izy ireo, tamin'ny anaran'izy ireo Ireo foko sy ireo faritra dia nampitondraina ireo mpitarika ireo foko.Ho an'ny fandikan-teny mazava kokoa dia jereo ny UDB. DH: "Ny anaran'ireo foko sy ireo faritra izay nonenan'izy ireo dia nampitondraina ny anaran'izy ireo." Anaran'izy ireo izany." # Timna, Alva, Jeteta, Oholibama, Elaha, Pinona, Kenaza, Temana, Mibzara, Magdiela, ary Irama Anaram-bondron'olona izany. # ireo fonenany "toeram-ponenana" na "ny toerana izay nonenan'izy ireo" # Esao izany Izany dia fitanisana an'ny lisitry Esao, izany hoe ny lisitry ireo taranak'i Esao iray manontolo. DH: " izany dia lisitry ireo taranak'i Esao"