# Lozy Anaran-tanĂ na izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:18. # El-betela Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe :''Ny anarana hoe El-betela dia midika hoe 'Andriamanitry Betela.''' # tao Andriamanitra no nanambara ny Tenany taminy "tao Andriamanitra no nampahafantatra ny tenany an'i Jakoba" # Debora Anaram-behivavy izany. # mpitaiza an'i Rebeka Ny mpitaiza dia vehivavy izay mikarakara ny zanaky ny vehivavy hafa. Ny mpitaiza dia mana-kaja ambony tokoa ary tena manana ny lanjany tokoa eo amin'ny fianakaviana. # Nalevina tao ambanimbanin'ny Betela (...) izy Afaka atao izany hoe: DH: "Nalevin'izy ireo tany ambanimbanin'ny Betela (...) izy" # ambanimbanin'ny Betela Ny andian-teny "ambanimbanin'ny" dia nampiasaina satria nandevina azy tao amin'ny toerana izay midim-pidinanana noho Betela izy ireo. # Alona-bakota Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe :''Ny anarana hoe Alona-bakota dia midika hoe 'hazo terebinta izay misy fitomaniana.'''