# Noforaina avokoa ny lehilahy rehetra Afaka atao izany hoe: DH: "Koa dia naka olona hamora ny lehilahy rehetra i Hamora sy Sekema" # Tamin'ny andro fahatelo "fahatelo" dia telo amin'ny filaharan'isa. Afaka atao izany hoe: DH: "tao aorian'ny roa andro" # raha mbola tao anatin'ny fanaitainana izy ireo "raha mbola tao anatin'ny fanaitainana ireo lehilahin'ny tanàna" na "raha mbola tao anatin'ny fanaitainana ireo lehilahy tao an-tanàna" # samy nandray ny sabatrany "naka ny sabatr'izy ireo avy" # nanafika ny tanàna (...) izy ireo Eto ny "tanàna" dia ilazana ny olona. DH: "nanafika ny olona tao an-tanàna izy ireo" # fiarovana, (...) ka namono ny lehilahy rehetra izy ireo Afaka adika ho fehezanteny vaovao izany. "fiarovana. Namono ireo lehilahy rehetra tao an-tanàna i Simeona sy Levy" # tamin'ny lelan-tsabatra Eto ny "lela" dia ilazana ilay zorony maranitra amin'ny sabatra. DH: "tamin'ilay zorony maranitra amin'ny sabatra" na "tamin'ny sabatr'izy ireo"