# mpanompo vavy "ireo vady mpanompo." Ilazana an'i Bila sy Zilpa izany. # niankohoka Famantaram-panetretena sy fanajana manoloana ny olona hafa izany. # Inona no dikan'ny nandefasanao ireny vondrona rehetra nifanena tamiko ireny? Ny andian-teny "ireny vondrona rehetra" dia ilazana ireo vondron'ireo mpanompo izay nalefan'i Jakoba hanome ireo fanomezana an'i Esao. DH: "Nahoana ianao no nandefa ireny vondrona samihafa ireny hihaona amiko?" # Mba hahazoana sitraka eo imason'ny tompoko Eto ny " ..maso.." dia ilazana ny fisainana sy ny hevitrin'ny olona. DH: "mba hahafaly anao, tompoko, amiko" # ny tompoko Ny andian-teny "ny tompoko" dia fomba mihaja ilazana an'i Esao.