# amin'ny misasaka ny andro izao '''mbola misandratra eny amin'ny lanitra ny masoandro'' (UDB) na ''mbola vao mamiratra be ny masoandro'' # ho fanangonana ny ondry aman'osy Afaka atao izany hoe: DH: "ho fanangonana ny ondry aman'osy ho anareo'' # hangonina miaraka Ny heviny dia manangona azy ireo miaraka ao anaty vala mba hijanona ao ny alina. Afaka ataonao mazava ny dikan'izany. # aoka hiraoka izy ireo ''aoka izy ireo hiraoka ahitra eny an-tsaha'' # Tsy afaka manome rano azy ireo izahay ''tsy maintsy miandry izahay amin'ny fanomezana rano azy ireo''. Mahakasika resaka fotoana izany, fa tsy alalana. # raha tsy efa tafangona avokoa ireo ondry aman'osy rehetra Afaka atao izany hoe: DH: "mandra-panangon'ny mpiandry hafa ireo ondry aman'osiny'' # avy eo amin'ny vavan'ny fatsakàna Eto ny ''vava'' dia fomba ilazana ny fisokafany. DH: " ny fisokafan'ilay fatsakàna'' # ary dia hampisotroinay rano ny ondry ''avy eo dia hampisotroinay rano ny ondry''