# Hoy izy Nametraka izany fanontaniana izany Isaka mialohan'ny hitsofany rano ny zanany. DH: "Kanefa nanontany aloha Isaka" (UDB) # hihinanako ny hazanao Ny teny hoe ''haza'' dia ilazana ny bibidia izay nohazaina sy novonoin'ny olona. Jereo ny nandikanao ny ''haza'' ao amin'ny 27:5. # dia nisotro izy "dia nisotro izany Isaka"