# mpahina ireo masony Miresaka mikasika ny maha akaiky ny fahajambana toy ny hoe jiro ireo maso ary efa ho faty ny fahazavany. DH: "efa jambajamba izy'' na '''efa akaiky jamba izy'' # hoy izy taminy ''ary Esao namaly'' # "Inty aho" "Eto aho" na ''mihaino anao aho.'' Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:1. # hoy izy hoe ''Ary hoy Isaka hoe'' # Henoy tsara Ny andian-teny ''henoy tsara'' dia manampy hanasongadinana izay manaraka. DH: "mihainoa tsara'' # Tsy fantatro ny andro hahafatesako Toa milaza izany fa fantatr'i Isaka fa ho faty tsy ho ela izy. DH: "ankehitriny dia mety ho faty amin'ny fotoana rehetra aho" # fahafatesana Ilazana ny fahafatesan'ny nofo izany.