# nandeha nankany aminy "nankany amin'i Isaka" # Ahozata Anaran-dehilahy izany. # namany Ireo mety ho heviny dia 1)" ny naman'i Abimeleka na 2) "Ny mpanolotsaina an'i Abimeleka." # Pikola Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'i 21:22.