# loharano velona ilazana ny loharano voajanahary izay nosokafan'izy ireo raha nihady ny fantsakana vaovao izy ireo. Miteraka loharano velona ho fisotro izany. DH: "rano velona'' (UDB) # mpiandry omby "lehilahy izay niandry omby" # Anay io rano io Eto ny ''Anay" dia ilazana ireo mpiandry ombin'i Gerara. # Eseka Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "Ny anarana hoe Eseka dia midika 'nifanditra' na 'niady hevitra.'''