# Avia "mandroso" na "Midira" # ianao ry voatahin'i Yaveh "ianao izay notahin'i Yaveh" # ianao Eto ny teny hoe "ianao" dia ilazana ny mpanompon'Abrahama. # Nahoana ianao no mijoro eny ivelany eny? Mampiasa izany fanontaniana izany Abrahama mba hanasana ny mpanompon'i Abrahama hiditra ao an-trano. Azo atao toy ny fanambarana izany fanontaniana izany. DH: "tsy tokony mijanona any ivelany ianao." # Koa dia niditra tao an-trano ilay lehilahy Ny teny hoe: "niditra" dia azo adika hoe "nandeha." # nampidina ny entana teo amin'ireo rameva izy Tsy tena mazava loatra izay nanao izany asa izany. Afaka atao izany hoe: "nampidina ny entana teo amin'ireo rameva ireo mpanompon'i Labana" (UDB) na "nampidinina ireo entana amin'ireo rameva" # Nomena mololo sy vilona ireo rameva, ary nisy rano novatsiana Tsy milaza izay nanao izany asa izany. Ampiasao ho lazaina ny hoe: "ireo mpanompon'i Labana". DH: "nomen'ireo mpanompon'i Labana mololo sy vilona ireo rameva, ary namatsy rano izy ireo " # hanasana ny tongony ... taminy "ho an'ilay mpanompon'i Abrahama sy ireo lehilahy izay niaraka taminy hanasany ny tongotr'izy ireo"