# Hoy izy avy eo "Hoy ilay mpanompo avy eo" # omeo ahy anio ny fanambinana ary asehoy ny tsy fivadiham-panekena amin'i Abrahama tompoko Azonao ampiasaina ny mpampitohy "amin'ny". Manazava ny amin'ny tian'ilay mpanompo hanehoan'Andriamanitra ny tsy fivadiham-panekena izany. DH: "asehoy ny tsy fivadiham-panekena amin'i Abrahama tompoko amin'ny fanambinana ahy anio" # Indro Eto ny teny hoe "Indro" dia manampy amin'ny fanasongadinana izay manaraka. # ny loharano "ny loharano" na "fatsakana" # ireo zanaka vavin'ny olon'ny tanàna "ireo tovovavin'ny tanàna" # Aoka ho tanteraka tahaka izao izany "Aoka hitranga tahaka izany" na "Ataovy mitranga" # Rehefa milaza amina vehivavy iray aho hoe: 'Mba ampidino re ny sininao mba hafahako misotro,' Izany dia farango ao anaty farango sosona. Afaka atao izany hoe: DH: "Rehefa manontany tovovavy iray ny hamelany ahy hisotro amin'ny rano avy amin'ny sininy" # Mba ampidino re ny sininao Fanaon'ireo vehivavy ny mitondra ny sinin'izy ireo amin'ny sorony. Tsy maintsy mampidina izany izy raha hanome rano ho sotroin' ilay lehilahy. # siny siny antonitoniny izay vita amin'ny tanimanga izay nampiasaina hitazomana sy handrarahana ranon-javatra # fa nampiseho tsy fivadiham-panekena tamin'ny tompoko Ianao Afaka atao izany hoe: DH: "koa satria nahatoky tamin'ny tompoko ianao nohon'ny fanekena"