# Koa andeha hampisotrointsika divay ... na izay nifohazany Adikao toy ny nataonao ao amin'ny 19:31. # misotro divay Afaka hazavaina fa ny tanjon'izy ireo dia ny hahamamo azy. DH: "hisotro divay mandra-pahamamo azy" (UDB) na "mamon-divay" # mba hafahantsika manitatra ny taranaky ny raintsika Miresaka ny hanomezana taranaka an'i Lota toy ny hoe manalava ny fetran'ny ankohonany izy ireo. DH: "mba hahafahantsika manan-janaka izay ho taranaky ny raintsika" (UDB) # tsy nahafantatra ny fotoana izay nandriany, na ny nifohazany "tsy nahafantatra n'inona n'inona momba izany izy" na "tsy fantany fa niara-nandry taminy izy"