# Efa niposaka tamin'ny tany ny masoandro "efa nipoaka ny masoandro teo amin'ny tany." Ny andian-teny "tamin'ny tany " dia azo ajanina tahaka ny ao amin'ny UDB izay tsy nandika izany. # nony tonga tao Zoara i Lota Milaza izany fa niaraka taminy ireo havan'i Lota. DH: "Rehefa tonga tao Zoara i Lota sy ny havany" # nandatsaka solifara sy afo avy tany an-danitra tamin'i Sodoma sy Gomora i Yaveh Ny andian-teny "avy amin'i Yaveh" dia natao ilazana ny herin'Andriamanitra izay nahatonga solifara sy afo hiraraka amin'ny tanàna. DH: "Nahatonga solifara sy afo hiraraka amin'i Sodoma sy Gomora i Yaveh" # solifara sy afo Ireo teny roa ireo dia nampiasaina miaraka mba hanoritsoritana zavatra iray ihany. DH: "solifara mandoro" na "oran'afo" # ireo tanàna Voalohany izany dia ilazana an'i Sodoma sy Gomora, fa ilazana ireo tanàna telo hafa ihany koa anefa. # ireo mponin'reo tanàna "ny olona izay miaina ao amin'ireo tanàna"