# nankany Asyria "nankany Asyria i Nimroda" # Mizraima niteraka Nitohy ny fitanisana ireo taranak'i Noa. # Mizraima Iray amin'ireo zanaka lahin'i Hama i Mizraima. Lasa olon'i Egypta ireo taranany. Mizraima dia anarana Hebreon'ny hoe: "Egypta."