# Fampahafantarana ankapobeny: Nanohy niresaka tamin'i Noa sy ireo zanany lahy Andriamanitra. # aina ... rà Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "Ny rà dia famantaran'ny fiainana." Afaka manampy fanamarihana ambany pejy ihany koa izy ireo hoe: "Nandidy ny vahoakany Andriamanitra tsy hihinana hena raha mbola ao anatin'izany ny ràny."