# nifindrafindra "nihisakisaka" na "nirenireny" # ireo zava-manan'aina maro rehetra izay niaina tety an-tany Ilazana ny biby izay mifindrafindra manerana ny tany manao andiany maro. # izay miaina ny fofon'aina amin'ny vavorony Eto ny "vavorona" dia maneho ny biby rehetra sy ny olombelona. DH: "ny rehetra izay miaina" # fofon'aina Ny teny hoe: "fofon'aina" sy "aina" dia maneho ny fahefana izay hahafahan'ny olona sy ny biby miaina. # maty Ilazana ny fahafatesana ara-batana izany.