# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny andininy 13-18 dia miverina indroa ary manome fanazavana an-tsipirihany mikasika ny nandehanan'i Noa sy ny fianakaviany ary ireo biby tao amin'ny sambo-fiara, ao amin'ny 7:1. Tsy zava-baovao izany. # ary nitombo ny rano Nitranga nandritra ny efapolo andro izay nahatongavan'ny rano hatrany izany. "ary ny rano dia tonga lalina indrindra" # ary nanainga ny sambo fiara "ary nampitsikafona ny sambo fiara izany" # nampiakatra izany ho eo ambonin'ny tany "nampiainga ny sambo fiara ho eo an-tampon'ny tany" na "nitsikafona teo amin'ny farany ambonin'ny rano lalina ilay sambo fiara"