# Fampafantarana ankapobeny Fanombohan'ny tantaran'i Noa izany, izay mitohy ao amin'ny toko faha 9. # Izao no tantara mahakasika an'i Noa "Tantaran'i Noa izao" # nandeha niaraka tamin'Andriamanitra Adikao toy izay nataonao tao amin'ny 5:21 izany. # Tonga rain'ny zazalahy telo i Noa "Niteraka zanaka lahy telo i Noa" na "Niteraka zanaka lahy telo ny vadin'i Noa" # Sema, Hama, sy Jafeta Ireo mpandika teny dia mety hanampy fanamarihana ambany pejy toy izao: "Ireo zanaka lahy ireo dia tsy milahatra araka ny nahaterahan'izy ireo."