# tonga rain'ny Enosy izy Eto ny "ray" dia midika hoe tena ray, fa tsy raibe. DH: "niteraka an'i Enosy zanany" # Enosy Anaran'olona izany. # Tonga rain'ny zazalahy sy zazavavy maro izy "nanana zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy" # niaina 912 taona i Seta "ny fitambaran'ny taona niainan'i Seta dia 912 taona" # ary dia maty izy Izany andian-teny izany dia hiverina ao amin'ny toko manontolo. Ampiasao ny teninao mahazatra ny hoe: "maty."