# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mampatsiahy ireo mpino Galatiana i Paoly fa miezaka ny hiaina ao ambanin'ny lalàn'Andriamanitra indray izy ireo fa tsy miaina amin'ny finoana. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy mananatra ireo Galatiana amin'ny alalan'ny fanontaniana fampisainana izy. # ireo izay "ireo zavatra izay" na "ireo fanahy izay" # fantatr'Andriamanitra ianareo Azo adika hoe DH: "Mahalala anareo Andriamanitra" # ka ahoana no hiverenanareo amin'ny ... tsy misy dikany? Ity no voalohany amin'ireo fanontaniana fampisainana anankiroa. DH: "tsy tokony hiverina amin'ny ... tsy misy dikany." # abidim-pianarana Adikao araaka ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 4:3. # Te ho andevozina indray ve ianareo? Azo adika ho teny tsotra io fanontaniana io. DH: "Tsy tokony ho te andevozina indray ianareo!" na "Toa te ho andevozina indray ianareo."