# Ry rahalahy Adikao araka ny ao amin'ny 1:1 io. # araka ny fanaon'ny olona "tahaka ny olona" na "zavatra izay azon'ny ankamaroan'ny olona" # Ankehitriny Io teny io dia mampiseho fa nilaza zavatra tamin'ny ankapobeny i Paoly, ary izao dia manomboka mampiditra toe-javatra voafaritra. # manondro olona maro "manondro taranaka maro" # ho an'ny taranakao Ny mpisolo-tena tampisaka "-ao" dia manondro olona iray mazava, izay taranak'i Abrahama voafaritra tsara (ary izany taranaka izany dia fantatra amin'ny hoe "Kristy").