# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy ny lisitry ny lehilahy izay nanambady vehivavy tsy Jiosy i Ezra. # Hasoma Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 2:19. # Zabada Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 10:26. # Elifeleta Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:12. # Manase Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 10:30. # Simey...Benaia Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 10:23. # Bany Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 2:7 # Meremota Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:33. # Eliasiba Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 10:5.