# tamin'ny toeran'ny fahafaham-barakako fomba hafa hilazana fa nipetraka tamim-pahamenarana" izy (9:3). "izay teo amin'ny nipetrahako tamin'ny tany mba hanehoana fa tena menatra aho" # nandohalika ary namelatra ny tanako "nandohalika ary naninjitra ny sandriko ary ny tanako nisokatra nankany amin'ny lanitra" # miakatra mihoatry ny lohanay ny helokay, ary ny fahamelohanay mihombo hatrany an-danitra Ireo teny ireo dia fomba roa hilazana ny heloka sy ny fahamelohana toy ny hoe zavatra ara-batana izay afaka mihombo ho lehibe noho ny olona. Ny anarana hoe "heloka" sy "fahamelohana" dia afaka ambara amin'ny anarana na tambinteny. DH: "efa nanao asa ratsy izahay ary tena meloka"