# nolanjaina tao ...ny volafotsy, volamena, sy ireo zavatra DH: "nandanja ny volafotsy, volamena, sy ireo zavatra ireo manam-boninahitry ny fisoronana roa ambin'ny folo" # Meremota...Oria...Eleazara...Finehasa...Jozabada ...Jesoa...Noadia...Binoy Ireo dia anaran-dehilahy. # Jesoa Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 2:3 io anaran-dehilahy io.