# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Midera an'Andriamanitra noho izay nandidian'i Artaksersesy Mpanjaka i Ezra. # nametraka izany rehetra izany tao am-pon'ny mpanjaka mba hanomezam-boninahitra ny tranon'i Yaveh any Jerosalema Ny fametrahana zavatra ao am-pon'ny mpanjaka dia manambara ny fanaovana azy hanana eritreritra sy faniriana azo antoka. DH: "nahatonga ny mpanjaka ho te hanome voninahitra ny tranon'i Yaveh tany Jerosalema" # ny tranon'i Yaveh Io dia manondro ny tempolin'i Yaveh # Efa nampantanjahana Ny hatanjahina dia manambara ny hoe nankaherezina. DH: "nankaherezina aho" # tamin'ny alalan'ny tanan'i Yaveh Adriamanitro Eto ny tanan'i Yaveh dia manambara izay nataony mba hanampiana an'i Ezra. DH: "satria nanampy ahy i Yaveh"