# ny volana fahadimy Io dia ny volana fahadimy amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany faran'ny Jolay sy ny tapany voalohan'ny Aogositra amin'ny tetiandro Tandrefana. # ny andro voalohan'ny volana voalohany izy Io dia akaikin'ny fisasahan'ny Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana. # ny andro voalohan'ny volana fahadimy Io dia akaikin'ny fisasahan'ny Jolay amin'ny tetiandro Tandrefana. # tanana tsaran'Andriamanitra Ny hoe "tanana" dia manambara ny fahefana na fifehezana izay ampiasain'Andriamanitra hahazoana vokatra tsara. # Ezra dia nametraka ny fony mba hianatra Ny fametrahana ny fony dia manambara ny fanapahan-kevitra hentitra na fanolorana ny tenany hanao zavatra. DH: "Nanolotra ny ainy mba hianatra i Ezra" # hanatanteraka "nankatoa" # ireo fitsipika sy ireo didin'ny lalàn'i Yaveh Ireo dia lalàna izay nalefan'Andriamanitra tamin'ny Israely tamin'ny alalan'i Mosesy.