# ireo sisa tamin'ireo babo Ireo olona ireo dia nobaboina sy nalaina tany Babylona, nefa niverina tany Jerosalema izy ireo. DH: "ny ambin'ireo olona izay nobaboina tany Babylona ary niverina tany Jerosalema" na "ny ambin'ny olona izay niverina avy amin'ny fahababoana" # omby zato...zanak'ondry efajato "omby 100...zanak'ondry 400" # Nanendry ireo mpisorona sy Levita tamin'ny fizaràn'asa Ny anarana hoe "fizaràn'asa" dia afaka ambara amin'ny andianteny hoe ''nozaraina ho ao anatin'ny vondron'asa". DH: "nozaraina ho ao anatin'ny vondron'asa ireo mpisorona sy ireo levita" # fizaràn'asa "vondrona izay miara-miasa"