# nampanao fanadihadiana Ny anarana hoe "fanadihadiana" dia afaka ambara amin'ny matoanteny hoe "manadihady" na "mitady". DH: "nibaiko ireo manam-boninahitra mba hanadihady" na "nibaiko ireo manam-boninahitra mba hitady" # nampanao fanadihadiana Izay tokony hadihadian'izy ireo dia afaka ambara mazava. DH: "nibaiko ireo manam-boninahiny mba hizaha ireo firaketana" na "nibaiko ireo manam-boninahiny mba hitady sy hijery raha nisy firaketan'i Kyrosy Mpanjaka nilaza ireo Jiosy mba hanamboatra ny tranon'Andriamanitra any Jerosalema tao" # trano firaketana Io dia trano izay hitahirizan'ny manam-boninahitry ny mpanjaka ireo firaketan-dehiben'ny governemanta. # Akmeta Io dia anaran-tanĂ na. # nahitana horonan-taratasy iray DH: "nahita horonan-taratasy izy ireo" na "nahita horonan-taratasy iray izay nilaza momba an'i Dariosy sy Jerosalema izy ireo"