# Tatenay...Setara Bozenay Ireo dia anaran-dehilahy. # ny Faritany tany Andafin'ny Ony Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanànan'i Sosa. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 4:9. # Fa ny mason'Andriamanitra dia teo Ny maso dia sarinteny hilazana ny olona mijery olon-kafa. DH: "Nijery azy ireo Andriamanitra" # taratasy ho lasa any amin'ny mpanjaka sy lalàna hiverina amin'izy ireo mahakasika izany izy ireo DH: "fa nisy manam-boninahitra nandefa taratasy tany amin'ny mpanjaka mba handefa taratasy misy lalàna ho valin'izany any amin'izy ireo ny mpanjaka"