# Nametraka fototra Ny "fototra" amin'ity heviny ity dia tsy vongam-bato hanohanana ireo rindrin'ny tempoly fotsiny ihany. Tafiditra ao amin'izany ny gorodon'ny tempoly manontolo izay natao tamin'ny vato iray. Io dia nahafahan'ny mpanompo rehetra ao amin'ny tempoly hanao ny fitafiany manokana sy hitandremany izany tsy haloto. # ireo akanjony "ireo fitafiany miavaka" # kipantsona vy fisaka roa manify, boribory izay miaraka tendrena mba haneno mafy # ny nandidian'ny tanan'i Davida Ny tanan'ny mpanjaka dia sariteny hilazana ny fahefana handidy. DH: "araka ny nandidian'i Davida" # fisaorana Fahatsapana sy fanehoana fankasitrahana noho ny hatsaram-panahin'ny hafa.