# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity fizarana ity dia mitanisa ny anaran'ireo mpisorona Levita izay niverina avy any an-tsesitany ireo taranany ary miaraka amin'ny isan'ny isam-bondrona. # Kadmiela...Hodavia...Saloma...Talmona, Akoba, Hatita, ary Sobay Ireo dia anaran-dehilahy # efatra amby fitopolo "74" # ireo mpiambina vavahady Ireo niandraikitra izay mandalo eo amin'ireo vavahadin'ny tempoly # Atera Io dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny tao amin'ny 2:15 izany.