# Hetlona anaran-toerana iray izay mety lalan-kely mianavaratra sy miatsinanan'i Tripoly # Zedada anaran-tanĂ na any Libanona izay mety ao amin'ny toerana misy an'i Sadada ankehitriny. Sadada dia eo amin'ny 53 kilometatra any avaratra atsinanan'ny mety nisy an'i Lebo Hamata # Berota toerana iray any Libasnona izay atsimo kelin'i Balbeka # Hazara Hatikona toerana iray izay mety teo anelanelan'i Damaskosy sy Haorana. # Haorana Ity dia toerana atsinanan'ny Ranomasin'i Galilia. Mety nanakaiky an'ny nisy an'ny Esa-soaida amin'izao izany. # Hazar-enana toerana iray any Syria. Mety tao amin'ny toerana nisy an'i Al-kariataina izany, izay eo amin'ny 113 kilometatra any avaratra atsinanan'i Damaskosy