# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo andriandahin'Israely. # kianja anatiny Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16. # manatrika ny atsinanana Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 11:1. # vavahady anatiny Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 40:17.