# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo andriandahin'Israely. # Amin'ny volana voalohany, amin'ny andro voalohan'ny volana Ity dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia manakaiky ny faran'ny Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana. # haka omby lahy ianao Ny teny hoe "ianao" dia maneho an'izay andriandahin'Israely. # amin'ny andro fahafiton'ny volana "amin'ny andro fahafiton'ny volana voalohany" # isaky ny fahotana tsy nahy "isaky ny olona tsirairay izay nanota tsy fanahy iniana" na "isaky ny olona izay nanota tsy nahy" # tamin'ny tsy fahalalana "na nanota satria tsy dia nahalala tsara izy" na "na nanota satria tsy fantany izay marina"