# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely. # izy ireo "ireo Levita ireo" # Tsy hanatona akaiky Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "manatona akaiky" tao amin'ny 40:46. # hitondra ny fahafam-barakany sy ny heloky "ho menatra sy hijaly amin'ny vokatry ny" # asa maharikoriko Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:9. # mpiambina olona izay miambina na mikarakara zavatra na olona ny asany # atao anatin'izany DH: "izay mila ataon'izy ireo ao amin'izany"