# ianao Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "ianao" tao amin'ny 43:18. # ny fanatitra doranareo ... fanati-pihavananareo ... hankasitraka anareo Ianareo no ampiasaina eto satria maneho ny vahoakan'Israely amin'ny ankapobeny. # hankasitraka anareo "handray anareo amim-pakasitrahana" na "ho faly aminareo"