# vato tapaka '"izay vita tamin'ny vato izay notapahana" # hakiho Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" tao amin'ny 40:5. # iray hakiho sy sasany eo amin'ny 0,8 metatra # iray hakiho eo amin'ny atsasa-metatra # Fihantonan-javatra roa iray vodivoam-pelantanana ny halavany no namehy ny lavarangana manodidina DH: "nanodidina an'ilay lavarangana ny olona dia nanantona farango izay nirefy vodivoampelatanana iray ny halavany ary nanana lohany roa" # Fihantonan-javatra roa zavatra izay misy lohany miolana roa, izay afaka hanantonan'ny olona zavatra # ny nofon'ireo fanatitra dia napetraka teo ambonin'ireo latabatra DH: "hametraka ny nofon'ireo fanatitra eo amin'ireo latabatra izy ireo"