# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Goga. # Amin'izany andro izany ... momba azy ireo ve ianao? Mampiasa ity fanontaniana ity Yaveh mba hanamafisana fa Goga dia handre momban'ny vahoaka mipetraka any Israely tokoa. DH: "Amin'izany andro izany, rehefa miaina tsy amin'ahiahy Israely vahoakako, dia ho fantatrao ny momba azy ireo." # mety hahafantatra Ahy "mety hahafantatra hoe iza Aho"