# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh miresaka amin'i Goga. # Ho voaantso ianao DH: "ho antsoiko ho tonga amin'ny ady ianao" # ianao sy ireo tafikao rehetra "ireo tafikao rehetra izay nangoninao ho an'ny tenanao" na "ireo tafikao rehetra izay niaraka nentinao ho an'ny tenanao" # nangonina "izay nangoniko ny vahoakany"