# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh miresaka momban'ny vahoakan'Israely. # fanekem-pihavanana Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 34:25. # Hametraka azy ireo Aho Tiana lazaina fa Yaveh dia hametraka azy ireo ao amin'ny tanin'Israely. DH: "hapetrako ao amin'ny tanin'Israely izy ireo" # hanamaro Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "hanamaro" tao amin'ny 36:10. # ny toerako masina DH: "ny fitoerako masina" na "ny tempoliko" (UDB) # Ny toerana fonenako DH: "ny toerana izay ipetrahako" # ho Andriamaniny Aho, ary ho vahoakako izy ireo Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "ho vahoakako izy ireo, ary Izaho ho Andriamanitr'izy ireo" tao amin'ny 11:19. # ho fantatr'ireo firenena fa Izaho no Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6. # toerako masina DH: "ny fitoerako masina" na "ny tempoliko" # eo afovoan'izy ireo DH: "eo amin'izy ireo"