# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia manohy ny hafatr'i Yaveh amin'ny vahoakan'ny Tendrombohitra Seira. # Ianao efa nilaza hoe Ny teny hoe "ianao" dia maneho ny tendrombohitra Seira izay misolo-tena ny firenen'i Edoma. # isika ny hoe "isika" dia maneho ny vahoakan'i Edoma. # na dia niaraka tamin'izy ireo aza i Yaveh Tiana lazaina eto fa Yaveh dia niaro an'Israely sy Joda. DH: "fa Yaveh dia teo niaro an'Israely sy Joda" # raha mbola velona koa Aho Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11. # izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11. # hanao araka ny hatezeranao sy araka ny fialonana izay nanananao Ireo mety ho heviny dia 1) "hanasazy anao nohon'ny hatezeranao sy ny fialonanao Aho" na 2) "hanao zavatra aminao amin-katezerana Aho tahaka ny hatezeranao sy amim-pialonana tahaka ny fialonanao."