# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo mpitarik'Israely. # manana aretina Ireo mety ho heviny dia 1) "marary" na 2) "malemy" # manambatra "tsy mamono lamba manodidina ny ratra sy ny taolana tapaka ianao" # izay voaroaka "ny ondry izay nenjehana" na "ny ondry maleny izay nenjehan'ireo ondry matanjaka kokoa" # ny very DH: "ny ondry na osy izay very" na "ireo izay nirenireny" # amin'ny alalan'ny hery sy herisetra "an-katerena sy amin'ny fomba feno habibiana" # tsy nisy mpiandry "satria izy ireo tsy nanana mpiandry." DH: "satria ianao tsy nanao izay tokony ataon'ny mpiandry ondry." # lasa sakafo ho an'ny bibidia eny an-tsaha DH: "ireo bibidia rehetra dia afaka manafika sy mihinana azy ireo" # voaely nanerana ny tany izany "naely nanerana ny tany rehetra ny ondirko"