# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela momban'ireo firenena any amin'ny Fiainan-tsy hita. # ireo vahoakany maro rehetra Ireo mety ho heviny dia 1) "ny tafiny rehetra" na 2) "ny mpanompony rehetra" # Manodidina azy ireo ny fasany Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "manodidina azy ny fasany" tao amin'ny 32:22. # ireo helony eo amin'ny taolan'izy ireo Tsy tahaka an'ireo tsy voafoara hafa, ny vahoaka Meseka sy Tobala dia nalevina araka ny tokony ho izy. # Fa izy ireo no mpampihorohoro ny mpiady tao amin'ny tanin'ny velona "satria, fony izy ireo mbola velona, dia nampiraiki-tahotra mafy an'ireo mpiady izy ireo"