# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela momban'ireo firenena any amin'ny Fiainan-tsy hita. Satria izay asehon'Andriamanitra an'i Ezekiela dia mety ho an'ny fotoana ho avy, na ny mari-potoana amin'izao (tahaka ny ao amin'ny ULB), na ny mari-potoana ho avy (tahaka ny ao amin'ny UDB) dia mety ho an'ireto andalana ireto sy ireo andalana manaraka. # Asyria sy ireo fiangonany rehetra dia ao DH: "Ny vahoakan'i Asyria sy ny tafiny dia ao amin'ny Fiainan-tsy hita" # izy rehetra dia maty tamin-tsabatra DH: "matin-tsabatra avokoa izy rehetra" na "maty tany an'ady izy rehetra." Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "izay matin-tsabatra" tao amin'ny 31:17. # miorina eo amin'ny fakan-drivotry ny lavaka "ao amin'ny faritra lalina indrindra an'ilay lavaka" # an'ireo izay maty, izay lavon'ny sabatra DH: "ireo rehetra izay novonoin'ireo fahavalo tamin'ny sabatra" na "ireo rehetra izay maty rehefa novonoin'ireo fahavalo tany an'ady izy ireo" # ireo izay nitondra horohoro teo amin'ny tanin'ny velona "ireo izay nampahatahotra ny olona tao amin'ilay tanin'ny velona." DH: "ireo izay, fony fahavelon'izy ireo, dia nampiraiki-tahotra tanteraka ny vahoaka"