# izao no lazain'ny Tompo Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity ao amin'ny 3:10. # ilay matanjaka sy ilay tapaka "ny sandry izay salama sy ny sandry izay efa tapaka" # hampilatsaka ny sabatra eny an-tanany "hahalavo ny sabatra eny an-tanan'i Farao Aho" # Haeliko eo amin'ireo firenena i Egypta ary haparitako eo amin'ny tany izy ireo Jereo ny fomba nandikanao fehezanteny mitovy tao amin'ny 20:23. # tany firenena # Hatanjahiko ireo sandrin'ny mpanjakan'i Babylona "ho ataoko matanjaka ny sandrin'ny mpanjakan'i Babylona" # Hisento eo anoloan'ny mpanjakan'i Babylona izy rehefa tonga hanafika an'i Egypta ny mpanjakan'i Babylona, dia hisento Farao. # hisento Ny sento dia feo mafy izay ataon'ny olona rehefa feno fanaintainana na ho faty izy ireo. # amin'ny fisenton'ny olona ho faty izy "toy ny hisentoan'ny olona izay ho faty" na "toy ny olona izay ho faty"